|
|
|
|

Teny iditra1  miroa lela
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy miroa lela ~ Sabatra miroa lela [1.1]
Ohatra  4  toy izany ny mpanota miroa lela. [2.996]
Tovy hevitra  5  roa lela
Singan-teny  6  miroa, lela

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17